Leviticus 25:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka izay karamaina isan-taona no hitoerany eo aminy; fa aza avelanao hampijaliana eo imasonao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho toy ny mpikarama an-taona no ho fitoetrany ao aminy; ary tsy ho an-kalozana no hitondrany azy, eo imasonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny mpikarama isan-taona izy mandritra ny itoerany eo amin’ilay tompony; ka harahinareo maso ilay tompony mba tsy hanao toetra mitratrevatreva aminy sy mampahory azy.
Malagasy Bible 1865
Tahaka izay karamaina isan-taona no hitoerany eo aminy; fa aoka tsy hampanompoina fatratra eo imasonao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka izay karamaina isan-taona no hitoerany eo aminy; fa aza avelanao hampijaliana eo imasonao izy.
malagasy
Tahaka izay karamaina isan-taona no hitoerany eo aminy; fa aoka tsy hampanompoina fatratra eo imasonao izy.