Leviticus 25:54 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy voavotra amin’izany izy dia ho afaka amin’ny taon-Jobily izy sy ireo zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy misy hanavotana azy akory, dia ho afaka amin’ny taona Jobily izy mbamin’ny zanany miaraka aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy misy hanavotana an’ilay mpiray firenena aminareo, dia ho afaka teo an-tanan’ny tompony izy mbamin’ny zanany amin’ny taona Jobily.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tsy voavotra amin'izay izy, dia ho afaka amin'ny taona Jobily izy sy ny zanany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy voavotra amin’izany izy dia ho afaka amin’ny taon-Jobily izy sy ireo zanany.
malagasy
Ary raha tsy voavotra amin'izay izy, dia ho afaka amin'ny taona Jobily izy sy ny zanany koa.Fa mpanompoko ny Zanak'Isiraely, dia mpanompoko izay nentiko nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.