Leviticus 25:55 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mpanompoko ny Zanak’Israely, dia mpanompoko izay nentiko nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria amiko ny zanak’i Israely no mpanompo; mpanompoko nentiko nivoaka avy any amin’ny tany Ejipta izy. Izaho no Iaveh Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Eny, mpanompoko ny Israelita, dia mpanompoko navoakako hiala tany Ejipta. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Fa mpanompoko ny Zanak'Isiraely, dia mpanompoko izay nentiko nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mpanompoko ny Zanak’Israely, dia mpanompoko izay nentiko nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
malagasy
Fa mpanompoko ny Zanak'Isiraely, dia mpanompoko izay nentiko nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.