Leviticus 25:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ho an’ny biby fiompinao sy ny bibidia izay eo amin’ny taninao; izay vokatra rehetra eo no ho sakafo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ho an’ny biby fiompinao koa sy ny biby dia, eo amin’ny taninao, dia hatao fivelomana ny vokany rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny biby fiompianareo sy ny bibidia izay eo amin’ny taninareo koa aza, dia ny zavatra rehetra voajanahary vokatry ny tany no hohaniny.
Malagasy Bible 1865
sy ny biby fiompinao ary ny bibidia izay eo amin'ny taninao; izay vokatra rehetra eo no hohaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ho an’ny biby fiompinao sy ny bibidia izay eo amin’ny taninao; izay vokatra rehetra eo no ho sakafo.
malagasy
sy ny biby fiompinao ary ny bibidia izay eo amin'ny taninao; izay vokatra rehetra eo no hohaniny.