Leviticus 25:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manisà taon-tSabata fito ho anao, fito taona impito, koa ny hanisanao ny andron’ireo taon-tSabata fito ireo dia sivy amby efapolo taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanisa taon-tsabata fito impito fito taona ianao: fotoana mahalany sivy amby efapolo taona no faharetan’izany taona sabata fito izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Hanisa fito taona mitsingerina impito ianareo, izany fito taona impito, ka 49 taona no halàvan’izany.
Malagasy Bible 1865
Ary manisà sabatan-taona fito ho anao, dia fito taona impito, ka ny hanisanao ny andron'ireo sabatan-taona fito ireo dia sivy amby efa-polo taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manisà taon-tSabata fito ho anao, fito taona impito, koa ny hanisanao ny andron’ireo taon-tSabata fito ireo dia sivy amby efapolo taona.
malagasy
Ary manisà sabatan-taona fito ho anao, dia fito taona impito, ka ny hanisanao ny andron'ireo sabatan-taona fito ireo dia sivy amby efa-polo taona.