Leviticus 26:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hihinana ny tranainy ianareo sady hamoaka ny tranainy hasiana ny vao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hihinana ny vokatra tranainy ianareo, dia ny tranainy dia tranainy tokoa, ary hanary ny tranainy hahitana toerana ho an’ny vao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho be ny vokatra miakatra ka haharitra hihinananareo ny vokatra tranainy ary hisy sisa hatao varo-boba fotsiny aza mba hasiana ny vao.
Malagasy Bible 1865
Any hihinana ny tranainy ianareo, sady hamoaka ny tranainy hasiana ny vao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hihinana ny tranainy ianareo sady hamoaka ny tranainy hasiana ny vao.
malagasy
Any hihinana ny tranainy ianareo, sady hamoaka ny tranainy hasiana ny vao.