Leviticus 26:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tabernakeliko dia hataoko eo aminareo ary tsy ho halan’ny fanahiko ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanorina ny fonenako eo afovoanareo Aho, ary tsy ho tofoka aminareo ny fanahiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiorim-ponenana eo afovoanareo Aho ary tsy ho tofoka aminareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tabernakeliko dia hataoko eo aminareo; ary tsy ho halan'ny fanahiko ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tabernakeliko* dia hataoko eo aminareo ary tsy ho halan’ny fanahiko ianareo.
malagasy
Ary ny tabernakeliko dia hataoko eo aminareo; ary tsy ho halan'ny fanahiko ianareo.