Leviticus 26:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Handeha eo anivonareo Aho ka ho Andriamanitrareo ary ianareo dia ho oloko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Handeha eo afovoanareo Aho, ho Andriamanitrareo Aho, ary ianareo ho vahoakako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Handeha miaraka aminareo Aho, ka Izaho ho Andriamanitrareo ary ianareo ho vahoakako.
Malagasy Bible 1865
Ary handeha eo aminareo Aho ka ho Andriamanitrareo; ary ianareo ho oloko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Handeha eo anivonareo Aho ka ho Andriamanitrareo ary ianareo dia ho oloko.
malagasy
Ary handeha eo aminareo Aho ka ho Andriamanitrareo; ary ianareo ho oloko.