Leviticus 26:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hamavoinareo ny didiko na halan’ny fanahinareo ny fitsipiko ka tsy ankatoavinareo ny didiko rehetra fa ivadihanareo ny fanekeko
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha manamavo ny lalàko ianareo ka boboky ny fitsipiko ny fanahinareo, ka tsy hankatoavinareo ny didiko rehetra sy hivadihanareo ny fanekena amiko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha hamavoinareo ny lalànako na halanareo ny fitsipiko, ka tsy tanterahinareo ny didiko rehetra fa ivadihanareo ny fanekempihavanako taminareo,
Malagasy Bible 1865
ary hamavoinareo ny didiko, na halan'ny fanahinareo ny fitsipiko, ka tsy ankatoavinareo ny didiko rehetra, fa ivadihanareo ny fanekeko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hamavoinareo ny didiko na halan’ny fanahinareo ny fitsipiko ka tsy ankatoavinareo ny didiko rehetra fa ivadihanareo ny fanekeko
malagasy
ary hamavoinareo ny didiko, na halan'ny fanahinareo ny fitsipiko, ka tsy ankatoavinareo ny didiko rehetra, fa ivadihanareo ny fanekeko,