Leviticus 26:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia izao no hataoko aminareo: Hasiako fampitahorana aminareo, dia aretina mahasaozanina sy tazo mahamay izay manimba ny maso sy mandany ny aina; ary hafafinareo foana ny voan-javatrareo fa ny fahavalonareo no hihinana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia izao no hataoko aminareo: hanirahako tebiteby sy areti-mihinana ary tazo ianareo, izay hahalali-maso anareo, sy handreraka aina anareo; hafafinareo foana ny voa afafinareo, fa ny fahavalonareo no hihinana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia izao no hataoko anareo: loza mampivarahontsana no halefako hamelezana anareo, dia areti-mahasaozanina sy tazo mahery izay mahalali-maso sy mandreraka aina anareo; ary hafafinareo foana ny voa famafinareo, fa ny fahavalonareo no hihinana azy.
Malagasy Bible 1865
Izaho kosa dia hanao izao aminareo hanisy fampitahorana aminareo Aho, dia areti-mahasahozanina sy tazo mahamay, izay manimba ny maso sy mandany ny aina; ary hafafinareo foana ny voan-javatrareo, fa ny fahavalonareo no hihinana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia izao no hataoko aminareo: Hasiako fampitahorana aminareo, dia aretina mahasaozanina sy tazo mahamay izay manimba ny maso sy mandany ny aina; ary hafafinareo foana ny voan-javatrareo fa ny fahavalonareo no hihinana azy.
malagasy