Leviticus 26:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hifanandrina aminareo ny tavako ka ho resy eo anoloan’ny fahavalonareo ianareo. Izay mankahala anareo no hifehy anareo ary handositra ianareo na dia tsy misy manenjika aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanandrina anareo ny Tavako, ka ho resin’ny fahavalonareo ianareo; izay mankahala anareo no hanapaka anareo, ary handositra tsy enjehina ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hohandriniko ianareo ka ho resy eo anoloan’ny fahavalonareo; ireo mpankahala anareo no hanapaka anareo; ary handositra ianareo, na dia tsy misy mpanenjika aza.
Malagasy Bible 1865
Dia hanandrina anareo ny Tavako, ka ho resy eo anoloan'ny fahavalonareo ianareo; ary izay mankahala anareo no hanapaka anareo; dia handositra ianareo, na dia tsy misy manenjika aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hifanandrina aminareo ny tavako ka ho resy eo anoloan’ny fahavalonareo ianareo. Izay mankahala anareo no hifehy anareo ary handositra ianareo na dia tsy misy manenjika aza.
malagasy
Dia hanandrina anareo ny Tavako, ka ho resy eo anoloan'ny fahavalonareo ianareo; ary izay mankahala anareo no hanapaka anareo; dia handositra ianareo, na dia tsy misy manenjika aza.