Leviticus 26:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mbola tsy mihaino Ahy ihany ianareo amin’izany rehetra izany dia mbola hampijaly anareo impito Aho noho ny fahotanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola tsy mihaino Ahy amin’izany ihany ianareo, dia hofaiziko impito mihoatra izany, noho ny fahotanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha amin’izany no tsy henoinareo ihany Aho, dia mbola hofaiziko impito henin’izany ianareo noho ny fahotanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola tsy mihaino Ahy ihany ianareo amin'izany rehetra izany, dia mbola hampijaly anareo impito Aho noho ny fahotanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mbola tsy mihaino Ahy ihany ianareo amin’izany rehetra izany dia mbola hampijaly anareo impito Aho noho ny fahotanareo.
malagasy
Ary raha mbola tsy mihaino Ahy ihany ianareo amin'izany rehetra izany, dia mbola hampijaly anareo impito Aho noho ny fahotanareo.