Leviticus 26:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Horavako ny reharehan’ny herinareo ka hataoko toy ny vy ny lanitrareo ary toy ny varahina ny taninareo; ary ny herinareo dia ho lany foana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Horavako ny reharehan’ny herinareo; hataoko toy ny vy ny lanitrareo, ary toy ny varahina ny taninareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Horavako ny hery ireharehanareo, ka ny lanitra tandrifinareo hataoko mafy toy ny vy ary ny tany volenareo hataoko mafy toy ny varahina.
Malagasy Bible 1865
Ary horavako ny reharehan'ny herinareo, ka hataoko toy ny vy ny lanitrareo, ary toy ny varahina ny taninareo; ary ny herinareo ho lany foana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Horavako ny reharehan’ny herinareo ka hataoko toy ny vy ny lanitrareo ary toy ny varahina ny taninareo; ary ny herinareo dia ho lany foana;
malagasy
Ary horavako ny reharehan'ny herinareo, ka hataoko toy ny vy ny lanitrareo, ary toy ny varahina ny taninareo; ary ny herinareo ho lany foana;