Leviticus 26:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa tsy hanome vokatra ny taninareo ary tsy hamoa ny hazo amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho lany maina ny herinareo, fa ny taninareo tsy hahavokatra, ny hazo amin’ny tany tsy hamoa ny voany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho lany foana ny herinareo, fa tsy hahavokatra ny tany volenareo ary tsy hamoa ny hazo.
Malagasy Bible 1865
fa tsy hahavoka-javatra ny taninareo, any tsy hamoa ny hazo amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa tsy hanome vokatra ny taninareo ary tsy hamoa ny hazo amin’ny tany.
malagasy
fa tsy hahavoka-javatra ny taninareo, any tsy hamoa ny hazo amin'ny tany.