Leviticus 26:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mbola manohitra Ahy ihany ianareo ka tsy mety mihaino Ahy dia hasiako kapoka impito koa ianareo araka ny fahotanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mandroso manohitra Ahy ihany ianareo, fa tsy mety mihaino Ahy, dia hokapohiko impito mihoatra, araka ny fahotanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha mbola toherinareo ihany Aho ka tsy henoinareo, dia hokapohiko impito henin’izany koa ianareo araka ny fahotanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola manohitra Ahy ihany ianareo, ka tsy mety mihaino Ahy, dia hasiako kapoka impito koa ianareo araka ny fahotanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mbola manohitra Ahy ihany ianareo ka tsy mety mihaino Ahy dia hasiako kapoka impito koa ianareo araka ny fahotanareo.
malagasy
Ary raha mbola manohitra Ahy ihany ianareo, ka tsy mety mihaino Ahy, dia hasiako kapoka impito koa ianareo araka ny fahotanareo.