Leviticus 26:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampandehaniko eo aminareo ny bibidia ka handany ny zanakareo sy handringana ny biby fiompinareo ireny ary hahavitsy isa anareo; ny lalambenareo dia ho tonga tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Halefako hamely anareo ny biby dia, hifaoka ny zanakareo, hamiravira ny biby fiompinareo, hahavitsy isa anareo, ka hanjary efitra ny lalanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halefako hamely anareo ny bibidia, ka hamono ny zanakareo sy handringana ny biby fiompinareo; ary hahavitsy isa anareo ireny ka ho tonga taniefitra ny lalambenareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hampandehaniko eo aminareo ny bibi-dia, ka handany ny zanakareo sy handringana ny biby fiompinareo ireny ka hahavitsy isa anareo; ary ny lalambenareo ho tonga efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampandehaniko eo aminareo ny bibidia ka handany ny zanakareo sy handringana ny biby fiompinareo ireny ary hahavitsy isa anareo; ny lalambenareo dia ho tonga tany efitra.
malagasy
Ary hampandehaniko eo aminareo ny bibi-dia, ka handany ny zanakareo sy handringana ny biby fiompinareo ireny ka hahavitsy isa anareo; ary ny lalambenareo ho tonga efitra.