Leviticus 26:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha tsy mandray ny anatro amin’izany ianareo fa mbola manohitra Ahy ihany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa voan’ireo sazy ireo ianareo, ka mbola tsy mety hanariko ianareo fa mandroso manohitra Ahy ihany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha amin’izany no tsy raisinareo ny anatro fa mbola toherinareo ihany Aho,
Malagasy Bible 1865
Any raha tsy mandray ny anatro amin'izany ianareo, fa mbola manohitra Ahy ihany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha tsy mandray ny anatro amin’izany ianareo fa mbola manohitra Ahy ihany
malagasy
Any raha tsy mandray ny anatro amin'izany ianareo, fa mbola manohitra Ahy ihany,