Leviticus 26:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho dia Izaho kosa no hamely anareo ka hampijaly anareo impito indray noho ny fahotanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia Izaho kosa no handroso hamely anareo, ka hikapoka anareo koa Aho impito mihoatra, noho ny fahotanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia Izaho mihitsy kosa no hamely anareo ka hokapohiko impito henin’izany ianareo noho ny fahotanareo.
Malagasy Bible 1865
Izaho dia Izaho kosa no hamely anareo ka hampijaly anareo impito indray noho ny fahotanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho dia Izaho kosa no hamely anareo ka hampijaly anareo impito indray noho ny fahotanareo.
malagasy