Leviticus 26:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mbola tsy mihaino Ahy amin’izany ihany ianareo fa mbola manohitra Ahy hatrany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany ka mbola tsy mihaino Ahy ianareo, fa mbola mandroso manohitra Ahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha amin’izany no tsy henoinareo indray Aho fa mbola toherinareo ihany,
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola tsy mihaino Ahy amin'izany indray ianareo, fa mbola manohitra Ahy ihany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mbola tsy mihaino Ahy amin’izany ihany ianareo fa mbola manohitra Ahy hatrany
malagasy
Ary raha mbola tsy mihaino Ahy amin'izany indray ianareo, fa mbola manohitra Ahy ihany,