Leviticus 26:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hamely anareo amin’ny fahatezerana kosa Aho; ary Izaho dia Izaho no hampijaly anareo impito indray noho ny fahotanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia handroso hanohitra anareo amin-katezerana mafy koa Aho, ka hofaiziko impito mihoatra ianareo, noho ny fahotanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hamely anareo amin’ny fahatezerako Aho; ka Izaho mihitsy no hitondra famaizana impito henin’izany noho ny fahotanareo.
Malagasy Bible 1865
dia hamely anareo amin'ny fahatezerana kosa Aho; ary Izaho dia Izaho no hampijaly anareo impito indray noho ny fahotanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hamely anareo amin’ny fahatezerana kosa Aho; ary Izaho dia Izaho no hampijaly anareo impito indray noho ny fahotanareo.
malagasy
dia hamely anareo amin'ny fahatezerana kosa Aho; ary Izaho dia Izaho no hampijaly anareo impito indray noho ny fahotanareo.