Leviticus 26:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hihinana ny nofon’ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hihinana ny mofon’ny zanakareo lahy ianareo, hihinana ny mofon’ny zanakareo vavy ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho mosarena ianareo ka hihinana ny nofon-janakalahy aman-janakavavinareo.
Malagasy Bible 1865
Dia hihinana ny nofon'ny zanakareo-lahy sy ny zanakareo-vavy ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hihinana ny nofon’ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy ianareo.
malagasy
Dia hihinana ny nofon'ny zanakareo-lahy sy ny zanakareo-vavy ianareo.