Leviticus 26:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Horavako ny tanànanareo ka ho lao ireo toeranareo masina ary tsy hamboloiko ny hanitra mani-pofona aterinareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tanànanareo hampanjariko efitra, ny fitoerana masinareo horavako, ary ny hanitra ankasitrahinareo avy amin’ny zava-manitrareo tsy hamboloiko intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Horavako ny tanànanareo, ka hataoko tonga lao ny trano fivavahanareo, ary tsy hankasitrahiko velively ny hanitry ny soronareo.
Malagasy Bible 1865
Ary horavako ny tanànanareo, ka hatao lao ny fitoera-masinareo, ary tsy hamboloiko ny hanitrareo ankasitrahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Horavako ny tanànanareo ka ho lao ireo toeranareo masina ary tsy hamboloiko ny hanitra mani-pofona aterinareo.
malagasy
Ary horavako ny tanànanareo, ka hatao lao ny fitoera-masinareo, ary tsy hamboloiko ny hanitrareo ankasitrahana.