Leviticus 26:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataoko lao ny tany ka ho talanjona amin’izany ny fahavalonareo izay monina eo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hosimbako ny tany, ka ho talanjona ny fahavalonareo izay honina eo aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko tonga lao ny taninareo ka ho talanjon’izany ireo fahavalonareo, dia ireo fahavalo hiorim-ponenana ao.
Malagasy Bible 1865
Ary hataoko lao ny tany, ka ho talanjona amin'izany ny fahavalonareo izay monina eo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataoko lao ny tany ka ho talanjona amin’izany ny fahavalonareo izay monina eo.
malagasy
Ary hataoko lao ny tany, ka ho talanjona amin'izany ny fahavalonareo izay monina eo.