Leviticus 26:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianareo dia haeliko any amin’ny Jentilisa; hanatsoaka sabatra hoenti-manenjika anareo Aho ka ho lao ny taninareo ary ho rava ny tanànanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo haparitako any amin’ny firenen-kafa, hoenjehiko amin’ny sabatra avy eo aoriana; ny taninareo ho lao ary ny tanànanareo ho zary efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo kosa, ady no hapoakako hamelezana anareo ka haeliko any amin’ny firenen-kafa ianareo; dia ho lao ny taninareo ary ho rava ny tanànanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ianareo dia haeliko any amin'ny jentilisa, any hanatsoaka sabatra ho enti-manenjika anareo Aho; ary ny taninareo ho lao, any ny tanànanareo ho rava.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianareo dia haeliko any amin’ny Jentilisa*; hanatsoaka sabatra hoenti-manenjika anareo Aho ka ho lao ny taninareo ary ho rava ny tanànanareo.
malagasy
Ary ianareo dia haeliko any amin'ny jentilisa, any hanatsoaka sabatra ho enti-manenjika anareo Aho; ary ny taninareo ho lao, any ny tanànanareo ho rava.