Leviticus 26:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’ny andro hahafoana azy rehetra no hitsaharany ho solon’izay tsy nitsaharany tamin’ny Sabatanareo fony mbola nonina teo ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hananany mandritra ny fotoana hahafoana azy, ny fitsaharana tsy nananany tamin’ny sabatanareo, fony ianareo nonina teo aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, mandritra ny taona rehetra hahafoana azy, dia hiala sasatra izy mba ho solon’izay fitsaharana tsy azony, fony ianareo mbola nonina teo aminy.
Malagasy Bible 1865
amin'ny andro hahafoanany rehetra no hitsaharany ho solon'izay tsy nitsaharany tamin'ny sabatanareo, raha mbola nonina teo ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’ny andro hahafoana azy rehetra no hitsaharany ho solon’izay tsy nitsaharany tamin’ny Sabatanareo fony mbola nonina teo ianareo.
malagasy
amin'ny andro hahafoanany rehetra no hitsaharany ho solon'izay tsy nitsaharany tamin'ny sabatanareo, raha mbola nonina teo ianareo.