Leviticus 26:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ho lavo mifanindry toy ny mandositra sabatra izy ireo na dia tsy misy manenjika aza; koa tsy hahajanona eo anoloan’ny fahavalonareo ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hifampigona toy ny enjehin-tsabatra izy, nefa tsy iza tsy iza manenjika azy eo; ka dia tsy hahatoha ny fahavalonareo ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho lavo mifanindry ireo toy ny rehefa mandositra fahavalo mitan-tsabatra, na dia tsy misy mpanenjika aza, koa tsy hahatoha ny fahavalony akory.
Malagasy Bible 1865
Ary ho lavo mifanindry toy ny mandosi-tsabatra izy, na dia tsy misy manenjika aza; ka dia tsy hahajanona eo anoloan'ny fahavalonareo ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ho lavo mifanindry toy ny mandositra sabatra izy ireo na dia tsy misy manenjika aza; koa tsy hahajanona eo anoloan’ny fahavalonareo ianareo.
malagasy
Ary ho lavo mifanindry toy ny mandosi-tsabatra izy, na dia tsy misy manenjika aza; ka dia tsy hahajanona eo anoloan'ny fahavalonareo ianareo.