Leviticus 26:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho lany ringana any amin’ny Jentilisa ianareo; ho lanin’ny tanin’ny fahavalonareo ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho lany ringana any amin’ny firenen-kafa ianareo, ary ho lanin’ny tanim-pahavalonareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho lany ringana any amin’ny firenen-kafa ireo, ka ho lanin’ny tanin’ny fahavalony ihany.
Malagasy Bible 1865
Any dia ho lany ringana any amin'ny jentilisa ianareo, any ho lanin'ny tanin'ny fahavalonareo ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho lany ringana any amin’ny Jentilisa ianareo; ho lanin’ny tanin’ny fahavalonareo ianareo.
malagasy
Any dia ho lany ringana any amin'ny jentilisa ianareo, any ho lanin'ny tanin'ny fahavalonareo ianareo.