Leviticus 26:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo sisa eo aminareo dia ho levona any amin’ny tanin’ny fahavalonareo noho ny helony sy ny heloky ny razany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay sisa velona aminareo dia hihalany ritra noho ny heloky ny tenany any amin’ny tanim-pahavalony; ary ho levona koa noho ny heloky ny razany izay ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny heloka vitany sy ny heloka vitan’ny razany, ireo sisa velona aminareo dia ho levona any amin’ny tanin’ny fahavalony any.
Malagasy Bible 1865
Ary ny sisa eo aminareo dia ho levona any amin'ny tanin'ny fahavalonareo noho ny helony sy ny heloky ny razany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo sisa eo aminareo dia ho levona any amin’ny tanin’ny fahavalonareo noho ny helony sy ny heloky ny razany koa.
malagasy
Ary ny sisa eo aminareo dia ho levona any amin'ny tanin'ny fahavalonareo noho ny helony sy ny heloky ny razany koa.