Leviticus 26:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hanome anareo ranonorana amin’ny fotoanany Aho ka hahavokatra ny tany ary hamoa ny hazo any an-tsaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia halatsako amin’ny fotoany ny orana ho anareo; hahavokatra ny tany; hamoa ny hazo eny an-tsaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia homeko ny ranonorana sahaza anareo amin’ny fotoanandrony mba hahavokaran’ny tany ary hamoazan’ny hazo eny an-tsaha.
Malagasy Bible 1865
dia hanome anareo ranonorana amin'ny fotoany Aho, ka hahavoka-javatra ny tany, ary hamoa ny hazo any an-tsaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hanome anareo ranonorana amin’ny fotoanany Aho ka hahavokatra ny tany ary hamoa ny hazo any an-tsaha.
malagasy
dia hanome anareo ranonorana amin'ny fotoany Aho, ka hahavoka-javatra ny tany, ary hamoa ny hazo any an-tsaha.