Leviticus 26:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hiaiky ny helony sy ny heloky ny razany izy ireo, dia ny fahadisoana izay vitany tamiko tamin’ny nanoherany Ahy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hiaiky ny helony sy ny heloky ny razany izy ireo, noho ny fahadisoana nataony tamiko; hiaiky izy fa noho ny nandrosoany nanohitra Ahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Kanefa ireo sisa velona aminareo kosa hiaiky ny heloka vitany sy ny heloka vitan’ny razany, dia ny fahadisoana nataony tamiko; eny, hiaiky ireo fa noho ny fanoherany Ahy
Malagasy Bible 1865
Fa raha hiaiky ny helony sy ny heloky ny razany izy, dia ny fahadisoany izay nandisoany tamiko tamin'ny nanoherany Ahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hiaiky ny helony sy ny heloky ny razany izy ireo, dia ny fahadisoana izay vitany tamiko tamin’ny nanoherany Ahy,
malagasy
Fa raha hiaiky ny helony sy ny heloky ny razany izy, dia ny fahadisoany izay nandisoany tamiko tamin'ny nanoherany Ahy,