Leviticus 26:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary Izaho koa hamely azy ka hitondra azy ho any amin’ny tanin’ny fahavalony. Dia hietry amin’izany ny fony tsy voafora ka hanonitra ny helony izy ireo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
no nandrosoako nanohitra azy sy nandefasako azy tany an-tanim-pahavalony. Ary amin’izay, rehefa mietry tena ny fony tsy voafora, ka manaiky ny sazin’ny hadisoany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
no nanoherako azy sy nandefasako azy ho any amin’ny tanin’ny fahavalony. Noho ny fony tsy voatokana ho Ahy, dia hietry tena ireo ka hanefa ny sazin’ny heloka nataony.
Malagasy Bible 1865
ary Izaho kosa namely azy ka nitondra azy ho any amin'ny tanin'ny fahavalony, raha hietry amin'izany ny fony tsy voafora, any hanonitra ny amin'ny helony izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary Izaho koa hamely azy ka hitondra azy ho any amin’ny tanin’ny fahavalony. Dia hietry amin’izany ny fony tsy voafora ka hanonitra ny helony izy ireo
malagasy
ary Izaho kosa namely azy ka nitondra azy ho any amin'ny tanin'ny fahavalony, raha hietry amin'izany ny fony tsy voafora, any hanonitra ny amin'ny helony izy,