Leviticus 26:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hotsarovako ny fanekeko tamin’i Jakoba sy ny fanekeko tamin’Isaka ary ny fanekeko tamin’i Abrahama; ary hotsarovako koa ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hotsarovako koa ny fanekeko tamin’i Jakôba, hotsarovako koa ny fanekeko tamin’i Isaaka ary ny fanekeko tamin’i Abrahama, dia hotsarovako ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay no hahatsiarovako ny fanekempihavanako tamin-dry i Jakôba sy i Itsehàka ary i Abrahama razambeny sady hahatsiarovako ny fampanantenana momba ilay taniny.
Malagasy Bible 1865
dia hotsarovako ny fanekeko tamin'i Jakoba sy ny fanekeko tamin'Isaka ary ny fanekeko tamin'i Abrahama; ary hotsarovako koa ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hotsarovako ny fanekeko tamin’i Jakoba sy ny fanekeko tamin’Isaka ary ny fanekeko tamin’i Abrahama; ary hotsarovako koa ny tany.
malagasy
dia hotsarovako ny fanekeko tamin'i Jakoba sy ny fanekeko tamin'Isaka ary ny fanekeko tamin'i Abrahama; ary hotsarovako koa ny tany.