Leviticus 26:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no didy sy fitsipika ary lalàna izay nataon’NY TOMPO ho aminy sy amin’ny Zanak’Israely teo an-tendrombohitra Sinay ka nampilazainy an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no didy amam-pitsipika ary lalàna nataon’i Iaveh ho fifaneken’ny Tenany sy ny zanak’i Israely tao an-tendrombohitra Sinaia, tamin’ny alalan’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no lalàna sy fitsipika ary fampianarana izay ifampitondran’ny TOMPO amin’ny Israelita, ka nomen’ny TOMPO azy tamin’ny alalan’i Mosesy tany an-tendrombohitra Sinay.
Malagasy Bible 1865
lreo no didy sy fitsipika ary lalàna izay nataon'i Jehovah ho aminy sy amin'ny Zanak Isiraely, teo an-tendrombohitra Sinay ka nampilazainy an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no didy sy fitsipika ary lalàna izay nataon’NY TOMPO ho aminy sy amin’ny Zanak’Israely teo an-tendrombohitra Sinay ka nampilazainy an’i Mosesy.
malagasy
lreo no didy sy fitsipika ary lalàna izay nataon'i Jehovah ho aminy sy amin'ny Zanak Isiraely, teo an-tendrombohitra Sinay ka nampilazainy an'i Mosesy.