Leviticus 26:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Homeko fiadanana eo amin’ny tany ianareo ka handry fehizay, ary tsy hisy hanaitaitra; fa hofongorako ny biby masiaka amin’ny tany ary tsy hotetezin-tsabatra ny taninareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hasiako fiadanana eo amin’ny tany, ka handry tsy hisy hanaitra ianareo. Ny biby masiaka hofongorako amin’ny tany; ary ny sabatra tsy hamakivaky ny taninareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hasiako fiadanana eo amin’ny tany, ka handry tsy hisy hanaitra ianareo; fa hofongorako ny biby masiaka eo amin’ny tany, ary tsy mba handalovan’ady intsony izy.
Malagasy Bible 1865
Any homeko fiadanana eo amin'ny tany ianareo ka handry fahizay, ary tsy hisy hanaitaitra, fa hofongorako ny biby masiaka amin'ny tany, ary tsy hotetezin-tsabatra ny taninareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Homeko fiadanana eo amin’ny tany ianareo ka handry fehizay, ary tsy hisy hanaitaitra; fa hofongorako ny biby masiaka amin’ny tany ary tsy hotetezin-tsabatra ny taninareo.
malagasy
Any homeko fiadanana eo amin'ny tany ianareo ka handry fahizay, ary tsy hisy hanaitaitra, fa hofongorako ny biby masiaka amin'ny tany, ary tsy hotetezin-tsabatra ny taninareo.