Leviticus 26:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hanenjika ny fahavalonareo ianareo ka ho lavon-tsabatra eo anoloanareo izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanenjika ny fahavalonareo ianareo; ary ho lavon-tsabatra eo anoloanareo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataonareo mandositra ny fahavalonareo ka ho lavon-tsabatra eo anoloanareo;
Malagasy Bible 1865
Dia hanenjika ny fahavalonareo ianareo, ka ho lavon-tsabatra eo anoloanareo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hanenjika ny fahavalonareo ianareo ka ho lavon-tsabatra eo anoloanareo izy ireo.
malagasy
Dia hanenjika ny fahavalonareo ianareo, ka ho lavon-tsabatra eo anoloanareo izy.