Leviticus 26:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny dimy aminareo dia hanenjika ny zato ary ny zato aminareo dia hanenjika ny iray alina. Ny fahavalonareo dia ho lavon-tsabatra eo anoloanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dimy aminareo no hanenjika zato, ary zato aminareo no hanenjika iray alina; ho lavon-tsabatra eo anoloanareo ny fahavalonareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hampandositra zato ny dimy aminareo ary hampandositra iray alina ny zato aminareo ka ho lavon-tsabatra eo anoloanareo ireny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny dimy aminareo hanenjika ny zato, ary ny zato aminareo hanenjika ny iray alina; any ny fahavalonareo ho lavon-tsabatra eo anoloanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny dimy aminareo dia hanenjika ny zato ary ny zato aminareo dia hanenjika ny iray alina. Ny fahavalonareo dia ho lavon-tsabatra eo anoloanareo.
malagasy
Ary ny dimy aminareo hanenjika ny zato, ary ny zato aminareo hanenjika ny iray alina; any ny fahavalonareo ho lavon-tsabatra eo anoloanareo.