Leviticus 26:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hijery anareo Aho ka hahamaro ny taranakareo sy hampitombo anareo sady hanorina ny fanekeko aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitodika anareo Aho, ka hahamaro anaka anareo sy hampitombo anareo ary hanorina ny fanekeko aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hijery anareo am-pitiavana Aho ka hahamaro ny taranakareo sy hampitombo anareo ary hitazona ny fanekempihavanako aminareo.
Malagasy Bible 1865
Any hijery anareo Aho ka hahamaro ny taranakareo sy hampitombo anareo, ary hanonina ny fanekeko aminareo Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hijery anareo Aho ka hahamaro ny taranakareo sy hampitombo anareo sady hanorina ny fanekeko aminareo.
malagasy
Any hijery anareo Aho ka hahamaro ny taranakareo sy hampitombo anareo, ary hanonina ny fanekeko aminareo Aho.