Leviticus 27:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha biby maloto izay tsy fanao fanatitra ho an’NY TOMPO kosa izany dia hoentina eo anatrehan’ny mpisorona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha biby maloto tsy fanao fanatitra amin’i Iaveh kosa, dia hoentina mankeo amin’ny mpisorona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha biby maloto tsy fanolotra sorona ho an’ny TOMPO kosa no atao voady, dia hoentina eo anatrehan’ny mpisorona ilay biby.
Malagasy Bible 1865
Fa raha biby maloto izay tsy fanao fanatitra ho an'i Jehovah kosa izany, dia ho entina eo anatrehan'ny mpisorona izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha biby maloto izay tsy fanao fanatitra ho an’NY TOMPO kosa izany dia hoentina eo anatrehan’ny mpisorona
malagasy
Fa raha biby maloto izay tsy fanao fanatitra ho an'i Jehovah kosa izany, dia ho entina eo anatrehan'ny mpisorona izy;