Leviticus 27:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny mpisorona no hanombana azy, na tsara na ratsy; koa araka izay hataon’ny mpisorona tombany no izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ny mpisorona no hanombana azy araka ny hatsarany na haratsiany, dia izay tombany ataon’ny mpisorona no ekena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpisorona no hanombana ny vidiny araka ny hatsàrany na haratsiny; dia izay tombam-bidy nataony no harahina.
Malagasy Bible 1865
ary ny mpisorona hanombana azy, na tsara, na ratsy; koa araka izay hataonao mpisorona tombany no izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny mpisorona no hanombana azy, na tsara na ratsy; koa araka izay hataon’ny mpisorona tombany no izy.
malagasy
ary ny mpisorona hanombana azy, na tsara, na ratsy; koa araka izay hataonao mpisorona tombany no izy.