Leviticus 27:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha ta hanavotra azy ny tompony dia hampiany ny ampahadiminy izay nataony tombany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tiana havotana izy dia hotongoavana ny ampahadimin’izay nanombananao azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tian’ny tompony havotana ilay biby, dia ny tombam-bidiny tongoavina ampahadimy no haloany.
Malagasy Bible 1865
Fa raha ta-hanavotra azy ny tompony, dia hampiany ho tonga avy fahenina izay nataonao tombany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha ta hanavotra azy ny tompony dia hampiany ny ampahadiminy izay nataony tombany.
malagasy
Fa raha ta-hanavotra azy ny tompony, dia hampiany ho tonga avy fahenina izay nataonao tombany.