Leviticus 27:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona manamasina ny tranony ho an’NY TOMPO dia hotombanan’ny mpisorona ny trano, na tsara na ratsy; koa araka izay hataon’ny mpisorona tombany no izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy olona manamasina ny tranony, manokana azy ho an’i Iaveh, dia hotombanan’ny mpisorona araka ny hatsarany na ny haratsiany ny trano, ka izay tombany ataon’ny mpisorona no harahina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha trano no avahana hatokana ho an’ny TOMPO, dia hotombanan’ny mpisorona ny vidin’ilay trano araka ny hatsàrany na haràtsiny, dia izay tombam-bidy nataony no harahina.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy olona manamasina ny tranony ho an'i Jehovah, dia hotombanan'ny mpisorona ny trano, na tsara, na ratsy; koa araka izay hataon'ny mpisorona tombany no izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona manamasina ny tranony ho an’NY TOMPO dia hotombanan’ny mpisorona ny trano, na tsara na ratsy; koa araka izay hataon’ny mpisorona tombany no izy.
malagasy
Ary raha misy olona manamasina ny tranony ho an'i Jehovah, dia hotombanan'ny mpisorona ny trano, na tsara, na ratsy; koa araka izay hataon'ny mpisorona tombany no izy.