Leviticus 27:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tian’ny tompony havotana ny tranony izay nohamasininy dia hampiany ny ampahadiminy ny vola nataonao tombany ka ho azy ny trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha te hanavotra ny tranony ilay nanamasina azy, hotongoaviny ny ampahadiminy izay nanombananao azy, dia ho azy ny trano.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tian’ny tompony havotana ilay trano, dia ny tombam-bidiny tongoavina ampahadimy no haloany; dia ho azy ny trano.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tian'ny tompony havotana ny tranony izay nohamasininy, dia hampiany ho tonga avy fahenina ny vola nataonao tombany, dia ho azy ny trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tian’ny tompony havotana ny tranony izay nohamasininy dia hampiany ny ampahadiminy ny vola nataonao tombany ka ho azy ny trano.
malagasy
Ary raha tian'ny tompony havotana ny tranony izay nohamasininy, dia hampiany ho tonga avy fahenina ny vola nataonao tombany, dia ho azy ny trano.