Leviticus 27:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy manamasina ny taniny, raha vao afaka ny Jobily, dia araka izay hatao tombany no izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha miantomboka amin’ny taona Jobily no anokanany ny taniny dia io tombany nataony io no arahina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha manomboka amin’ny taona Jobily no anavahana tany hatokana ho an’ny Tompo, dia izany tombam-bidy izany no harahina.
Malagasy Bible 1865
Raha misy manamasina ny taniny, raha vao afaka ny Jobily, dia araka izay hataonao tombany no izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy manamasina ny taniny, raha vao afaka ny Jobily*, dia araka izay hatao tombany no izy.
malagasy
Raha misy manamasina ny taniny, raha vao afaka ny Jobily, dia araka izay hataonao tombany no izy.