Leviticus 27:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Raha misy olona hanefa voady dia hotombanana araka ny olona ho an’NY TOMPO izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao amin’izy ireo hoe: Raha misy olona mivoady, dia an’i Iaveh ny olona, araka izay anombananareo azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamepetra ny Israelita hoe: «Raha misy manao voady hanokana olona ho an’ny TOMPO;
Malagasy Bible 1865
Mltenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Raha misy olona hanala voady, dia ho an'i Jehovah izy araka izay hataonao tombany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Raha misy olona hanefa voady dia hotombanana araka ny olona ho an’NY TOMPO izany.
malagasy
Mltenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Raha misy olona hanala voady, dia ho an'i Jehovah izy araka izay hataonao tombany.