Leviticus 27:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy manamasina ny tany novidiny, izay tsy ao amin’ny zarataniny, ho an’NY TOMPO,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy olona manokana ho an’i Iaveh ny tany novidiny tsy anisan’ny zara taniny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha tany novidina fa tsy zara tany no avahana hatokana ho an’ny TOMPO,
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy manamasina ho an'i Jehovah ny tany novidiny, izay tsy amin'ny zara-taniny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy manamasina ny tany novidiny, izay tsy ao amin’ny zarataniny, ho an’NY TOMPO,
malagasy
Ary raha misy manamasina ho an'i Jehovah ny tany novidiny, izay tsy amin'ny zara-taniny,