Leviticus 27:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny taon-Jobily no hodian’ny tany amin’izay nividianana azy, dia ho an’izay tompon-dova.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny taona Jobily dia hiverina amin’izay nividianana azy sy tompon-jara tany azy ilay tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny taona Jobily kosa dia hiverina amin’ilay nividianana azy ny tany, izany hoe amin’ilay tompon-dova.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny taona Jobily no hodian'ny tany amin'izay nividianana azy, dia ho an'izay tompon-dova.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny taon-Jobily no hodian’ny tany amin’izay nividianana azy, dia ho an’izay tompon-dova.
malagasy
Amin'ny taona Jobily no hodian'ny tany amin'izay nividianana azy, dia ho an'izay tompon-dova.