Leviticus 27:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tombany rehetra izay hatao dia ho araka ny sekelan’ny fitoerana masina: Ho gera roapolo ny sekela iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tombana rehetra hataonao araka ny sikla masina; roapolo gerà ny sikla iray.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny tombam-bidy rehetra dia araka ny sekela fampiasa ao amin’ny Toeramasina no hanaovana azy; ka milanja folo grama ny sekela iray.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tombany rehetra izay hataonao dia ho araka ny sekely masina: ho gera roa-polo ny sekely iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tombany rehetra izay hatao dia ho araka ny sekelan’ny fitoerana masina: Ho gera roapolo ny sekela iray.
malagasy
Ary ny tombany rehetra izay hataonao dia ho araka ny sekely masina: ho gera roa-polo ny sekely iray.