Leviticus 27:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy tian’ny tompony havotana ny ampahafolon’ny vokatra dia hampiany ny ampahadiminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy olona te hanavotra amin’ny ampahafolon’ny vokany, dia hotongoaviny ny ampahadiminy izay vidiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy tian’ny tompony havotana io ampahafolon’ny vokatra io, dia ny tombam-bidy tongoavina ampahadimy no haloany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy tian'ny tompony havotana ny ampahafolon'ny vokatra, dia hampiany ho tonga avy fahenina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy tian’ny tompony havotana ny ampahafolon’ny vokatra dia hampiany ny ampahadiminy.
malagasy
Ary raha misy tian'ny tompony havotana ny ampahafolon'ny vokatra, dia hampiany ho tonga avy fahenina izy.