Leviticus 27:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny amin’ny ampahafolon’ny omby, na ny ondry na ny osy, ny ampahafolon’izay rehetra mandalo eo ambanin’ny tehin’ny mpiandry dia ho masina ho an’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ampahafolon’ny biby fiompy, na vaventy na madinika, amin’izay biby fiandry rehetra, dia atokana ho an’i Iaveh avokoa ny ampahafolony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampahafolon’ny biby fiompy, na omby na ondry na osy, izany hoe ny biby voamariky ny tehin’ny mpiandry azy, dia voatokana ho an’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny ampahafolon'ny omby, na ny ondry, na ny osy, dia ny ampahafolon'izay rehetra mandalo eo ambanin'ny tehin'ny mpiandry, ho masina ho an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny amin’ny ampahafolon’ny omby, na ny ondry na ny osy, ny ampahafolon’izay rehetra mandalo eo ambanin’ny tehin’ny mpiandry dia ho masina ho an’NY TOMPO.
malagasy
Ary ny amin'ny ampahafolon'ny omby, na ny ondry, na ny osy, dia ny ampahafolon'izay rehetra mandalo eo ambanin'ny tehin'ny mpiandry, ho masina ho an'i Jehovah.