Leviticus 27:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no didy izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ho an’ny Zanak’Israely teo an-tendrombohitra Sinay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no didy nomen’i Iaveh an’i Môizy ho an’ny zanak’i Israely, tao an-tendrombohitra Sinaia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no didy nampitain’ny TOMPO tamin’i Mosesy ho an’ny Israelita, teo an-tendrombohitra Sinay.
Malagasy Bible 1865
Ireo no didy izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy ho amin'ny Zanak'Isiraely teo an-tendrombohitra Sinay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no didy izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ho an’ny Zanak’Israely teo an-tendrombohitra Sinay.
malagasy
Ireo no didy izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy ho amin'ny Zanak'Isiraely teo an-tendrombohitra Sinay.